<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>79</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra An'izao tontolo izao,
 Nomeny ny Zanani-lahy Tokana
 Mba tsy ho very,
 Mba tsy ho very izay mino Azy,
 Fa hanam-piainana mandrakizay,
 Fa hanana ny fiainana mandrakizay.</lyrics>
<title>FA TOY IZAO ASAFA79</title>
<author>Ndriana RAMAMONJY</author>
</song>